|
|
|
|

Entry1  rahefa avy
Elementary words  2 rahefa, 3 avy
Part of speech  4  locution
Explanations in Malagasy  5 Enti-milaza ny zavatra natao talohan' ny zavatra hafa iray: Rahefa avy nisakafo izahay, dia nitsangantsangana teny amoron-dranomasina [1.1]
Synonyms  6 rehefa avy

Updated on 2025/09/12